Soavina – 19 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Hiasa ho anao aho. Izao ataontsika izao dia ho an’ny hoavinao sy ny hoavin’ny taranakao koa dia tsy maintsy mahery isika. Vonona i dada hampandroso ny firenena, hamerina ny fandriam-pahalemana, hamerina ny tetik’asa fampianarana, hamerina ny fiainantsika ho tsara hatrany .

#fidio_marc_ravalomanana_25