Moramanga – 19 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Vao notsidihin-dRamatoa vadiko teto Moramanga tamin’ny herinandro teo, izao tonga eto indray aho. Hitako fa tena tia fandrosoana i Moramanga. Ho an’ny hoavinao sy ny taranakao izao ataontsika izao ka mahereza !
Mpanangana fa tsy mpandrava isika !

#Fidio_ny_laharana_faha25.