23:30 > Toamasina – Karnavalomanana – Alefa Dada a

CARNAVAL TETO TOAMASINA ; FAHOMBIAZANA TANTERAKA ; VAHOAKA MARO NO NANOHANA NY ANTSON’NY TMMR :
Tontosa soa aman-tsara ny carnaval izay nanasan’ny TMMR ny rehetra natao teto Toamasina androany 20/10/14 ; naneho ny fitiavany an’i Dada ny vahoaka ka tsy nahatana azy ireo ny hafanana sy ny halaviran-dalana ( fiara ; moto ; tuc tuc ; posy ; bicyclettes ; sy olona maro no nandray anjara )

(FB Mamonjy Ny Rina)