15:30 > Mpomba an’i Dada N°25 – Makotroka eny Ambohijatovo amin’izao fotoana izao

Avy nikabary ny kandidà Marc  Ravalomanana  laharana-25 naneho ny heriny teny Ambohijatovo. Nampiseho ho fantatr’izao tontolo  izao fa  i Dada ihany no afaka hanavotra ny firenena latsaka  an-katerena nandritra ny 9 taona. Vahoaka izao tonga teny an-toerana ary nisy ny tso-drano avy an-danitra fa latsaka ny orana.

Rehefa niainga avy amin’ny toerana maro samihafa ny Karnavalomanana dia nifamotoana eo amin’ny kianjan’Ambohijatovo daholo ny mpomba ny kandida N°25 .

Aoka leiretsy a! mahafinaritra e

Publiée par Arp Helisoa sur Samedi 20 octobre 2018