00:00 > Fandaharana radio ‘Miara-miampita’ 19 Oktobra 9 ora maraina

Miara-Miampita :

Hanomboka rahampitso amin’ny 9 ora ny fandaharana Miara-Miampita, I zay arahinao mivantana amin ny MBS Radio, Radio Mada , Top Radio , Radio Vakiniadiana, sy ireo Radio any amin´ny faritra, hampiampita aminao ny akon’ny fampielezan-kevitrin’ny kandidà laharana faha-25, hanome ny tsara ho fantatra momban’ny MAP-2, fanadihadiana sy fizaram-baovao ary antso an tariby avy aminao mpihaino ….

(FB Fernand Cello)