Vohipeno – 17 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nahafinaritra ny fihaonana teto Vohipeno, vao haingana aho no nandalo teto ary izao niverina eto indray. Tiako i Vohipeno. Rehefa mifampatoky isika dia handresy. Hanome lanja ny soa-toavina sy ny ambom-po Malagasy ao anatin’ny fampiasana ny fitaovana manaraka ny fandrosoana. Hiaro sy hanatsara ny tontolo iainana, hiady amin’ny fitrandrahana tsy ara-dalana ny harem-pirenena voajanahary, handray anjara amin’ny fiarovana ny harena voajanahary, handray anjara amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro sy hiady amin’ny fandotoana ny tontolo iainana. Isan’ny fanomezan-toky ataoko aminareo ireo.

FIDIO DADA 25