14:30 > Fenoarivo – Liana amin’ny fandaharan’asan’ny kandida laharana 25 daholo

Tonga eto Alakamisy Fenoarivo i Neny Lalao Ravalomanana. Manotrona azy ny depiote Voahangy Raharimanarivo, ben’ny tanànan’Ampitatafika Fenoarivo Alakamisy ary Fenoarivo.

Liana amin’ny fandaharan’asan’ny kandida laharana 25 ny mponina.