Jagany – 16 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nandalo teto Jagany izahay androany, olana lehibe ny tsy fahampian-tsakafo indrindra ny ankizy. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asa ny fanomezana sakafo ho an’ny mpianatra na “cantine scolaire”, zavadehibe miantoka ny hoaviny ny fanompitaovana ny mpianatra na “kits”, fampiofanana ny mpampianatra.

FIDIO25