Beloha – 16 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly i dada nitsidika anareo teto Beloha. Nitaraina tamiko ianareo amin’ny tsy fandriam-pahalemana misy, ny asan-dahalo, mijaly ihany koa ianareo renim-pianankaviana amin’ny tsy fisian’ny rano sy ny fampidirana an-tsekoly ny zanakareo.
Manao fanamby aminareo aho fa rehefa omenareo fitokisana dia hojereko akaiky i Beloha.
FIDIO DAD 25