Mananara Avaratra – 14 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly aho tena faly nihaona taminareo. Ny fanomezan-toky voarakitra ao anatin’ny Manifesto no nohazavaiko teto. Isan’izany ny hanangana indray foto-drafitr’asa isaky ny faritra mba hampiroborobo ny fampandrosoana mirindra sy maharitra(…)
Misaotra amin’ny fahatokisana