Ambovombe – 15 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho mihaona aminareo eto Ambovombe. Tsapako fa mangetaheta fampandrosoana ianareo. Ny antony nahatonga ahy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena dia tsapako ny fijaliana mahazo ny vahoaka Malagasy. Tonga aho hamerina indray ny fandriam-pahalemana, hamerina ny rafitra fitsaboana, hamerina ny tetik’asa fampianarana, hanome rano fisotro madio
FIDIO I DADA 25