09:30 > 13 Oktobra 2014 – Efa-taona sahady no nigadona tafaverina teto an-tanindrazana ny filoha Ravalomanana

Dimy taona tsy navela hiverina eto an-tanindrazana satria ny fahombiazan’i Dada amin’izao fampielezan-kevitra izao no natahoran’ireo tsy maty manota.