08:30 > CAN2019 – Sabotsy 13 Oktobra – Resin’ny Barea 1-0 ny Nzalang Nazional, ekipan’i Guinée Équatoriale

Eo amin’ny lalao fanintsanana Groupe A amin’ny amboaran’ny firenenan’i Afrika eo amin’ny baolina kitra CAN2019 dia nihaona tamin’ny Nzalang Nacional ekipan’i Guinée Equatoriale ny Barea tamin’ny Barea ka nandresy 1-0.
Nahafaty baolina teo amin’ny faha-19’i Faneva Andriatsima.
Eo amin’ny kianjan’i Vontovorona ny lalao miverina amin’ny Talata 16 Oktobra izao.
Ny daty fandaharan’ny amboara  CAN2019