Ambilobe – 13 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

13 10 2018 Ambilobe, lany dada no tanjona! fidio ny laharana faha 25!

Publiée par Marc Ravalomanana sur Samedi 13 octobre 2018

Faly aho tena faly tonga eto Ambilobe.
Araka ny voasoaratra ao anatin’ny Manifesto na fanomezan-toky ataoko aminareo dia hiantoka ny fitsinjarana sy fanampariaham-pahefana tena izy. Fifidianana fa tsy fanendrena tompon’andraikatra isan’ambaratongany. Fiantohana ny tombotsoa ara-toekarena ho an’ny mponina eo an-toerana, fitsinjarana ara-drariny ny fitantanana ara-bola sy ara-pitaovana.
Misaotra anareo eto Ambilobe i dada.
#FIDIO_MR_25