21:00 > Marc Ravalomanana – Hanokatra tahiry isika ho an’izay te-hanohana – Miaraka amin’ny vava, tonga dia vita

Nisy nanontany ahy ianareo hoe inona no azo hanampiana anao. Isika rehetra tokoa no mpiara-miasa sy mpiaramiombon’antoka voalohany amin’ny fanarenana ny firenena.
Ireto ary ny laharan’ny kaonty sy laharana finday androtsahan’ireo tsara sitra-po ny fandraisany anjara amin’ny fanohanana ny kandida laharana 25 amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena.
Mankasitraka indrindra, ary misaotra anareo amin’ny fanohanana ahy tsy misy fepetra amin’ny endriny rehetra.

 

(Marc Ravalomanana – Ofisialy)