06:30 > Nisy fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 – Fidèle Razara Pierre

Iray sy Iray, Mpanao gazety Fidele Razara Pierre nanazava fa nisy fanonganampanjakana tamin’ny taona 2009, miaraka amin’ny horonantsary mbola vitsy Mpahita, mampiseho ny zava-nitranga teny amin’ny tobin’ny CAPSAT Soanierana

Manomboka eo amin’ny 11:48

(Feo Iray – pejy)