Marc Ravalomanana – Faly aho mizara ny traikefako mahay mitarika na Leadership

Fihaonamben’ny Katekista Fjkm eo anivon’ny Synaodamparitany Bemaraha, Tsiroanomandidy, Mandridrano Mpiambina, Miarinarivo ary Arivonimamo.
Nanatrika izany teto Tsiroanomandidy aho amin’ny maha-filohan’ny jobily faha-50 taonan’ny Fjkm sy ny faha-200 taonan’ny LMS ahy.
Faly aho nizara momba ny fahaiza-mitarika na ny leadership tamin’ireo mpizaika, araka ny traikefa ananako

(Marc Ravalomanana – Ofisialy)