CENI – Ny nomeraon’ireo kandidà 36 amin’ny biletà tokana

Isambilo   
Natao teny amin’ny biraon’ny CENI Nanisana ny sabotsy teo ny antsapaka amin’ny laharana, na ny nomeraon’ireo kandidà miisa 36, amin’ny fifidianana ny 7 novambra ho avy izao.

Toy izao ny nomeraon’izy ireo tsirairay avy, laharana na ny N° 25 ny kandidà Marc Ravalomanana filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) :

 

Anarana sy fanampiny

Antoko

Nomerao amin’ny biletà tokana sy amin’ny tabilao fasiana peta-drindrina

1

Andry Nirina RAJOELINA

Tanora malaGasy Vonona(TGV)

13

2

RAVELONARIVO Jean

Antokom-BAhoaka (ABA)

27

3

MAILHOL André Christian Dieu Donné

Gideona, Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM)

34

4

ERNAIVO Fanirisoa

ZAnak’i MAdagasikara (ZAMA) et Parti TRAvailliste Malagasy (PATRAM)

24

5

JULES ETIENNE Rolland

MAdagasikara FIvoarana (MAFI)

5

6

RASOLOFONDRAOSOLO Zafimahaleo dit DAMA Mahaleo

Manajary Vahoaka

4

7

RABARY Andrianiaina Paul

MIASA

8

8

RABEHARISOA Saraha

Parti Liberal Démocrate (PLD)

9

9

RANDRIAMORASATA Solo Norbert

Union Démocrates Chrétiens de MAdagascar (UDECMA-KMTP)

28

10

RATSIETISON Jean-Jacques Jedidia

Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy (FMI-MA)

6

11

BERIZIKY Jean Omer

ANTSIKA MADAGASIKARA
Solidarité des Jeunes Intellectuels

19

12

RAKOTOFIRINGA Richard Razafy

pour l’Avenir de Madagascar (SJIAM)

2

13

RADILOFE Mamy Richard

Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy (RDS)

23

14

RAJAONARIMAMPIANINA RAKOTOARIMANANA Hery Martial

Hery Vaovao ho an’ny Madagasikara (HVM)

 

15

BEZAZA Marie Eliana Pascaline Manasy

Parti Social-Démocrate de Madagascar(PSD)

14

16

RAVALOMANANA Marc

TIAKO I MADAGASIKARA (TIM)

25

17

IMBEH Serge Jovial

Antoky ny Fivoaran’ny Malagasy (AFIMA)

26

18

RAJAONARY Erick Francis

MALAGASY MIRAY MIFANKATIA (MA.MI.MI)

17

19

ANDRIANOELISON José Michel

ARO-RIAKA

15

20

ANDRIANTSEHENO Lalaoarisoa Marcellin

TAFAJIABY

7

21

RATSIRAKA Iarovana Roland

Malagasy Tonga Saina (MTS)

33

22

RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin

REFONDATION TOTALE DE MADAGASCAR (RTM)

20

23

RABARIHOELA Bruno

FAHAZAVAN’I MADAGASIKARA (FAIMA)

32

24

RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin

FIRAISAMPIRENENA HO AN’NY FAHAFAHANA SY NY FANDROSOANA (F.F.F)

10

25

NARISON Stephan

ANTOKO GASY MIARA MANDROSO (A.G.M.M)

16

27

RASOLOFONJOA HaingoAndriakajamalala

AVOTRA HO AN’NY FIRENENA

1

28

ROBIMANANA Rivomanantsoa Orlando

Madagasikara Vina sy Fanantenana (MVF)

35

29

RAKOTOMAMONJY Jean Max

LEADER FANILO

31

30

ZAFIVAO Jean Louis

GASY MIFANKATIA (GASYMI)

29

31

RASOLONJATOVO Falimampionona

FITAMBOLAGNELA/IAD

30

32

TABERA Randriamanantsoa

KINTANA

3

33

RAMAROSON Arlette

PARRAINAGE

18

34

MAHAFALY Solonandrasana Olivier Jocelyn

PARRAINAGE

22

35

RAFALIMANANA Ny Rado

FOMBA

11

36

RATSIRAKA Didier Ignace

AREMA

21