17:30 > Ministeran’ny indostria – Andiana inspektera voalohany

Tamin’ny alatsinainy 20 aogositra teo ny ministeran’ny indostria sy ny sampana tsy miankina no namoaka ny andiany voalohany amin’ny inspekteran’ny indostria.
Sivy mianadahy izy ireo no nanao fianianana tetsy amin’ny Fitsarana Faratampony tetsy Anosy, ho mpanao fitsidihana ny indostria hikaroka ny fandikan-dalàna sy hamarotra ireo mpandika lalàna. Hisy ny andiany manaraka ka fifaninanana avy eny amin’ny ENAM no hivoahan’izy ireo.

Prestation de serment des inspecteurs industriels du MIDSP ce 20 Août 2018 à la cour suprême Anosy

Publiée par Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana sur Lundi 20 août 2018