Tonga maro no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana – Kianjabe Mahamasina – sabotsy 25 aogositra

Faly aho! Tena faly!

Efa tonga eto Antananarivo renivohitra aho izao. Tafapetraka soa amantsara ny filatsahan-ko fidiana. Faly aho ary mino aho fa faly koa ianareo.

Koa dia amin’ny sabotsy 25 aogositra izao isika no hihaona eny Mahamasina amin’ny 10 ora maraina.

Izao no tonga amin’ny fitenenana hoe: “Tonga maro no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana”

Kianjaben'Imahamasina ny sabotsy 25 AOGOSITRA ho avy izao , ampitampitao

Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 20 août 2018