HCC Ambohidahy – Fantaro ireo kandidà 12 efa nandrotsaka dossie

Daty

Anarana sy fanampiny

Antoko

01

01/08/2018

Andry Nirina RAJOELINA

Tanora malaGasy Vonona (TGV)

02

03/08/2018

RAVELONARIVO Jean

Antokom-BAhoaka (ABA)

03

08/08/2018

MAILHOL André Christian Dieu Donné

Gideona, Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM)

04

08/08/2018

ERNAIVO Fanirisoa

ZAnak’i MAdagasikara (ZAMA) et PArti TRAvailliste Malagasy (PATRAM)

05

10/08/2018

JULES ETIENNE Rolland

MAdagasikara FIvoarana (MAFI)

06

10/08/2018

RASOLOFONDRAOSOLO Zafimahaleo dit DAMA Mahaleo

Manajary Vahoaka

07

10/08/2018

RABARY Andrianiaina Paul

MIASA

08

14/08/2018

RABEHARISOA SARAHA

Parti Liberal Démocrate (PLD)

09

14/08/2018

RANDRIAMORASATA Solo Norbert

Union Démocrates Chrétiens de MAdagascar (UDCMA-KMTP)

10

14/08/2018

RATSIETISON Jean-Jacques Jedidia

Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy (FMI-MA)

11

15/08/2018

BERIZIKY Jean Omer

ANTSIKA MADAGASIKARA

12

15/08/2018

Richard Razafy RAKOTOFIRINGA

Solidarité des Jeunes Intellectuels pour l’Avenir de Madagascar (SJIAM)

Ny Valosoa

Hatramin’ny omaly tolakandro, miisa 12 ireo kandidà efa nandrotsaka ny dosie-ny tetsy amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana Ambohidahy, ireto avy izy ireo, ny daty nanateriny ny antontan-taratasy, ny antoko na fikambanana nanolotra azy.