09:00 > Marc Ravalomanana – Nitsidika ny trano heva misy ny fampirantiana ny tantaran’ny FJKM, ny nidiran’ny misionera

(Marc Ravalomana Ofisialy)

Nitsidika ny trano heva misy ny fampirantiana ny tantaran’ny fiangonan’ny Jesoa Kristy eto Madagasikara. Ny niandohany sy ny nidiran’ireo misionera teto Madagasikara, ny niforonany ka hatramin’izao fankalazana ny jobily volamena izao.