11:30 > Ny Dr Raharimanga Fidèle nanoratra ny boky ‘Ny maha Malagasy ary ny fihoaran ‘ny fahendrena noho ny fahadalana’

Ny Dr Raharimanga Fidèle nanoratra ny boky ‘Ny maha Malagasy ary ny fihoaran ‘ny fahendrena noho ny fahadalana’.

Atao ao amin’ny lapan’ny tanana ny fampirantiana mandritra ny 3 andro mifarana ny sabotsy izao.

Misy araka izany ny hira sy zavakanto hanehoana ny maha Malagasy.

Ny docteur Raharimanga Fidèle nanoratra ny boky 'Ny maha Malagasy ary ny fihoaran 'ny fahendrena noho ny fahadalana '…

Publiée par Arp Helisoa sur Jeudi 9 août 2018

Ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana omaly tao amin’ny lapa ‘ny tanana nandritra ny fanoloran’i Dr Raharimanga Fidèle ny boky nosoratany.

Ny ben 'ny tanana Lalao Ravalomanana omaly tao amin 'ny lapan 'ny tanana nandritra ny fanoloran 'i docteur Raharimanga Fidèle ny boky nosoratany ,

Publiée par Arp Helisoa sur Jeudi 9 août 2018

Toy izao no santionan’ny hira Malagasy nandritra ny fanehoana ny boky nosoratany Dr Randriamanga Fidèle tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely, mbola mitohy androany sy rahampitso io.

Toy izao no santionan 'ny hira Malagasy nandritra ny fanehoana ny boky nosoratany docteur Raharimanga Fidèle tao amin 'ny lapan 'ny tanana Analakely, mbola mitohy androany sy rahampitso io à!

Publiée par Arp Helisoa sur Vendredi 10 août 2018

Toy izao ny fampirantiana ato amin’ny lapan’ny tanana Analakely.

Koa manainga antsika ho avy fa mahaliana sy mahafinaritra ary mahasoa ny zavatra hita ato.

Nitohy androany ny fanehoan’i Dr Raharimanga Fidéle ny boky nosoratany tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely.

Nisy araka izany ny hetsika fampisehoana ny maha Malagasy toy ny vakodrazana sy ny hira kalon’ny fahiny ary tononkalo izay niangalian’ireo mpianatra sy mpamianatra tao amin’ny ENS Ampefiloha.

Tonga tao antoerana nanome voninahitra ny fotoana ny filoha Marc Ravalomanana, ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy ary ny filohan’ny filankevitry ny tanana Andriambahoka Faustin.

Rahampitso sabotsy no ho faranana amin’ny fomba ofisialy ny fotoana manomboka amin’ny 9 ora maraina.