11:00 > Besarety – Fanamboarana ao amin’ny tsena – Nidina nijery teny Lalao Ravalomanana

Nidina hifotony teny Besarety ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny maraina teo nijery ny zavamisy teo antoerana izay hilana fanamboarana maika hanomezana fahafahampo ny mpivarotra sy ny mpanjifa.

Nanambara ny ben’ny tanana fa ao anatin’ny 20 andro dia tsy maintsy misy zavabita mivaingana ho vita ao amin ‘ny tsena toy ny fanamboarana ny talatalana, ny lakandrano fandehanan’ny rano maloto, ny parking sns..

Ny ben 'ny tanana Lalao Ravalomanana nidina hifotony teny amin 'ny tsenan 'i Besarety ny maraina teo

Publiée par Arp Helisoa sur Jeudi 9 août 2018