06:00 > Totikile Dada – Manakara – Mahay mampiasa milina fanjaraina

Ravalomana: “Misaotra anareo eto Manakara tamin’ny fandraisana. Tsapako tanteraka ary tena nasehonareo fa mila fiainana mivoatra ianareo ary tena tianareo hipaka aminareo ny fampandrosoana fa tsy tonontononina sy atao kabary fotsiny. Tsy ho tonga ho azy ny fiovana ary mila miasa mba tsy hijanonan’izany ho nofinofy fotsiny. Aza matahotra, hiaraka hiasa isika ary hifanohana mba hisian’ny tena fivoarana.”

Misaotra anareo eto Manakara tamin'ny fandraisana. Tsapako tanteraka ary tena nasehonareo fa mila fiainana mivoatra…

Publiée par Marc Ravalomanana sur Mercredi 1 août 2018