19:00 > Lycée Ampefiloha – Idiran’ny EMMO-REG – Miverina ny ramatahora

Ao anaty salle de prof ny Lycée Moderne Ampefiloha ny Emmo Reg amin izao ora izao.Na dia teo aza izany dia Nanamafy hatrany fa mitohy ny tolona hoy ny mpampianatra.

Publiée par Tolona Mpanabe sur Dimanche 29 juillet 2018