09:15 > Tolon’ny mpampianatra mpanabe – Eo amin ny Ministera Fanabeazam-pirenena ny fotoana androany alatsinainy 30 Jolay 2018 amin ny 10 ora

Tolon’ny mpampianatra mpanabe – Eo amin ny Ministera Fanabeazam-pirenena ny fotoana androany alatsinainy 30 Jolay 2018 amin ny 10 ora. Entano ny namana mba ho tonga maro.

Hamafisina hatrany fa mitohy ny tolona.Ho antsika eto Antananarivo manokana dia eo amin ny Ministera Fanabeazam…

Publiée par Tolona Mpanabe sur Dimanche 29 juillet 2018