17:00 > Famorana faobe – Fiaraha-mientana CUA, Boriboritany VI, TIM, Paramed

Nanao didipoitra faobe ny tao amin ‘ny boriborintany faha-VI.

Niaranisalahy tamin ‘izany ny Tiako i Madagasikara rehetra, ny mpiaramiasa ao amin’ny boriborintany, ny filankevitry ny tanàna ny maraina teo.

Nisy ny fanolorana kilalao maro ho an’ireo ankizy tamin’izany, sy valopy avy tany amin ‘i Depiote Marie Horace Rasoanoromalala.

Mitsangana ireo Tanora Paramed , Tiako i Madagasikara ao amin ‘ny boriborintany faha-VI. Isany nanampy tamin ‘ny fanaovana didipoitra faobe tao antoerana ny maraina teo.