13:30 > Tsy mbola nisy ny fifanarahana teo amin’ny Mpampianatra sy ny Fitondram-panjakana

FB Gazetiko >
Nody avokoa ireo mpianatra ao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha io maraina io. Tsy mbola nisy ny fifanarahana teo amin’ny Mpampianatra sy ny Fitondram-panjakana hoy ny mpampianatra mpitolona.

Nody avokoa ireo mpianatra ao amin'ny Lycée Moderne Ampefiloha io maraina io. Tsy mbola nisy ny fifanarahana teo amin'ny Mpampianatra sy ny Fitondram-panjakana hoy ny mpampianatra mpitolona.

Publiée par Gazetiko sur Dimanche 22 juillet 2018