14:30 > Sendikan’ny pampianatra mpanabe mihaona amin’ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa

Tonga tao amin’ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa ireo sendikan’ny mpampianatra mpanabe mba hitondra ny hetahetan’izy ireo ho any amin’ny filankevitry ny governemanta.

Mafy ny mahazo ireo mpampianatra mpanabe, ka tonga tao amin 'ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa izy ireo ny maraina teo nitondra ny hetahetany

Publiée par Arp Helisoa sur Mercredi 18 juillet 2018