13:00 > Orinasa afakaba nihaona tamin’ny minisitry ny indostria, Guy Rivo Randrianarisoa

Nihaona tamin’ny minisitry ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Guy rivo Randrianarisoa ny mpitantana ny orin ‘asa afakaba maromaro ny maraina teo.

Naneho ny hafaliany sy ny fanantenany ireo tompon’ny orin’asa tamin’ny fihaonany tamin’ny minisitra. Izay vao sambany nisy hatramin’izay hoy ny solotenan’izy ireo, Tiana Andria. Tao no nanambarany ny olana mahazo ny orin’asa afakaba eto Madagasikara.

Naneho ny fanatenany sy ny hafaliany ireo tompona orin 'asa afakaba eto Madagasikara nihaona tamin 'ny minisitry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina Guy rivo Randrianarisoa ny maraina teo tao amin 'ny trano fiasany teo Anosy, Manazava ny mpitondra teny Tiana Andria tamin 'izany

Publiée par Arp Helisoa sur Mercredi 18 juillet 2018

Ny minisitry ny Indostria Guy Rivo Randrianarisoa nihaona tamin 'ny mpanao gazety teny Anosy taorian 'ny fihaonany tamin 'ireo tompon 'ny orin 'asa afakaba

Publiée par Arp Helisoa sur Mercredi 18 juillet 2018