13:00 > Fanadiovana faobe – Isaky ny Talata, boriboritany voalohany

Isaky ny talata maraina dia misy hatrany ny fanadiovana faobe ataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra boriboritany voalohany.

Androany dia teny 67ha no nodiovina. Mbola manentana ny mponina hatrany hanaja ny fahadiovana ny CUA.