12:00 – Tetik ‘asa fampandrosoana maharitra – Grand Tana

Natomboka tamin ‘ny fomba ofisialy ny maraina teo ny fanomboana ofisialy ny tetik ‘asa Prodiur na tetik ‘asa fampandrosoana maharitra sy ny fiatrehana izany ho an ‘ny CUA sy ny kaominina manodidina Grand Tana, nisolotena ny ben ‘ny tanana Lalao Ravalomanana tamin ‘izany ny lefitra voalohany ny kolonely Ramboasalama Emilien