19:30 > Tonga nanokatra ny atrik’asa nataon’ny AVCOI (Association des Villes et Communes de l’Océan Indien) ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

Tonga nanokatra ny atrik’asa nataon’ny AVCOI (Association des Villes et Communes de l’Océan Indien) ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny maraina teo tao amin’ny Hôtel Carlton Anosy.