19:00 > CEG Analamahitsy – Nanamafy ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana Teeny amin’ny Carlton Anosy

Nanamafy ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana fa tsy nivarotra ny tany eo amin’ny CEG Analamahitsy.

Ny tombontsoa ho an’ny ankizy ihany no tsimbinina hoy izy rehefa nanontanian’ny mpanao gazety teny amin’ny Carlton Anosy.