15:30 > Asa sosialy – Boriborintany faha-V – Didipoitra faobe ho an’ankizy 60

Antananarivo renivohitra boriborintany faha-V. Araka ny toromariky ny ben m’ny tanana Lalao Ravalomanana dia nanao asa sosialy didipoitra faobe ho an’ireo ankizy miisa 60 mahery tao amin ‘ny boriborintany faha-V ny kaominina Antanananarivo CUA omaly maraina. Nisy tamin’izany ny fanomezana kilalao sy malabary ho an ‘ireo ankizy .