09:00 > Tohin’ny hetsika fanadiovana faobe Ankorondrano, Andravoahangy, Ambodivona, Behoririka, boriboritany faha-III

Macao fanadiovana faobe ety amin’y boriborintany fana-III ny mpiasan’ny CUA, Ankorondrano, Andravoahangy, Ambodivona, Behoririka.

Natao izao mba hanomezana ohatra tsara ho an’ny vahoaka mba hitandro fahadiovana hatrany izy ireo.

Izay tsy mandoto dia efa naman’ny manadio.