17:09 > Kianjan’ny 13 Mey – Mitaky ny anesorana ny sefom-pokontany

Vonona hatrany ireo vahoaka mitolona. Ny mpitambolan’ny fokontany sy ny sekretera eto Antananarivo renivohitra dia mangataka ny hanesorana ireo sefom-pokotany satria ireo no fositra tsy nampanjary ny lisim-pifidianana.