10:00 > Manalalondo – Fiara fitaterana nivadika

Accident grave taxibrousse Manalalondo eto @ tetezana andranomena Arivonimamo, hiangavina ianareo zay manana havana niainga maraina avy any Tana mba hanatona ny hopitaly Arivonimamo sy Imerintsiatosika fa efa lasa an daholo ny maty sy ny maratra, ampitapitao azafady.

https://www.facebook.com/100024511704185/posts/217341822426206/