16:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Tanteraka ve ny fepetra ahafana manao fifidianana

Atao amboletra ny datimpifidianana fa tsy maintsy mihatrika ny TIM. Tsy ny datimpifidianana no hampisy fitoniana eto amin ‘ny firenena fa ny fanatanterahana azy. Koa, tanteraka ve ny fepetra rehetra ahafahana manao ny fifidianana?